\v 21 Fa laha ampy fitaova tsara gne fanaly lahy raiky miamby gne tragnony, da va-amby gnariany, \v 22 nefa laha misy lelah mahery amboniny, da ho alain’izà lelah zà aby gne fitaovam-piadiany ary ho alainy aby gne fanagnany. \v 23 Izay tsy miray amnà da manohitry enà, ary izay tsy miray mivavaky amnà da misaraky.