tkg_luk_text_reg/01/11.txt

1 line
354 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 08:48:42 +00:00
\v 11 Ary nisy anjelinny Tompo niboda taminazy ary nitsanga takavananny gnálitara nisy gne emboky magnitry. \v 12 Laha nahita anazy I Zakaria, da natahatry ary da tena natahatry izy. \v 13 Fa hoy gnanjely taminazy se: « Ka matahatry, Zakaria, efa notenomy gne vavakao. Hanagnanaky lelah aminao i Elizabeta vadinao.i Jaona gnaninao gnagnarany.