\v 11 Ary nisy anjelin’ny Tompo niboda taminazy ary nitsanga takavanan’ny gnálitara nisy gne emboky magnitry. \v 12 Laha nahita anazy I Zakaria, da natahatry ary da tena natahatry izy. \v 13 Fa hoy gn’anjely taminazy se: « Ka matahatry, Zakaria, efa notenomy gne vavakao. Hanagnanaky lelah aminao i Elizabeta vadinao.i Jaona gnaninao gnagnarany.