tkg_luk_text_reg/23/20.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-15 10:49:19 +00:00
\v 20 Ary nizaka tamindreo koa Pilato, nagniry dne hsmotsora an'i Jesosy. \v 21 Saingy nitabataba mafy indreo, hoe: "Fatsio Izy." \v 22 Nizaka tamindreo fagnitelony izy hoe: "Nagnino, ino gne ratsy vitan'ity lelahy ity? Tsy nahita ndre ino ndre ino izay mendriky sazy famonoa any aminazy iaho. Noho izà rehefa avy magnafay Enazy, da hamotsotry Anazy iaho."