\v 20 Ary nizaka tamindreo koa Pilato, nagniry dne hsmotsora an'i Jesosy. \v 21 Saingy nitabataba mafy indreo, hoe: "Fatsio Izy." \v 22 Nizaka tamindreo fagnitelony izy hoe: "Nagnino, ino gne ratsy vitan'ity lelahy ity? Tsy nahita ndre ino ndre ino izay mendriky sazy famonoa any aminazy iaho. Noho izĂ  rehefa avy magnafay Enazy, da hamotsotry Anazy iaho."