tkg_luk_text_reg/13/12.txt

1 line
516 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 12 Laha nahita anazy i Jesosy da nangaiky enazy ary nizaka hoe: «e raviavy, afaky ame fahalemenao enao». \v 13 Napetrakiny taminazy gne tagnany, ary nindray tamizay da niarigny izà viavy za ary nisaotry gnAndriamanitry. \v 14 Kanefa gne mpanapaky gne Synagoga da vignitry laha nahita gne fagnasitragna namboarini Jesosy tame Sabata. Noho izà da namaly gne mpanapaky ary nizaka tame vahôky hoe: «misy eninandro izay ambola tokony esà. Mevisa ka mahazoa fahasalama, kanefa tsame gnandro Sabata».