\v 12 Laha nahita anazy i Jesosy da nangaiky enazy ary nizaka hoe: «e raviavy, afaky ame fahalemenao enao». \v 13 Napetrakiny taminazy gne tagnany, ary nindray tamizay da niarigny izà viavy za ary nisaotry gn’Andriamanitry. \v 14 Kanefa gne mpanapaky gne Synagoga da vignitry laha nahita gne fagnasitragna namboarin’i Jesosy tame Sabata. Noho izà da namaly gne mpanapaky ary nizaka tame vahôky hoe: «misy enin’andro izay ambola tokony esà. Mevisa ka mahazoa fahasalama, kanefa tsame gn’andro Sabata».