2020-02-12 13:21:20 +00:00
|
|
|
\v 25 Hisy famantara egny amigne masoandro, egny amigne vola, sy egny amigne kinta, ary an-tany etoa. Ho tratrinigne fahoria ireo firenena, hiasaloha nohony gn'eron-dranomasy sy gn'onja. \v 26 Hisy lelahy himianigne lia sy gne fendrasa ireo raha izay ho avy an-tany etoa. Fa ho voahozongozogny gne herinigne lagnitry.
|