Hisy famantara egny amigne masoandro, egny amigne vola, sy egny amigne kinta, ary an-tany etoa. Ho tratrinigne fahoria ireo firenena, hiasaloha nohony gn'eron-dranomasy sy gn'onja. Hisy lelahy himianigne lia sy gne fendrasa ireo raha izay ho avy an-tany etoa. Fa ho voahozongozogny gne herinigne lagnitry.