tkg_luk_text_reg/13/15.txt

1 line
369 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 15 Gne Tompo namaly enazy ary nizaka hoe: «enareo mpetsaravelatsy! Izy mesa kô tsy samby mamaha gne boriky na gnaombiny ao ame valany enareo ka minday gne hisotro rano ame Sabata? \v 16 Ary akoiza koa ity zanaky vavini Abrahama ty, izay voafatotre satana nandritry gne valo ambinny folo taona, tsy tokony ba ho vaha gne fatorany ame gnandro sabata? ».