\v 15 Gne Tompo namaly enazy ary nizaka hoe: «enareo mpetsaravelatsy! Izy mesa kô tsy samby mamaha gne boriky na gn’aombiny ao ame valany enareo ka minday gne hisotro rano ame Sabata? \v 16 Ary akoiza koa ity zanaky vavin’i Abrahama ty, izay voafatotre satana nandritry gne valo ambin’ny folo taona, tsy tokony ba ho vaha gne fatorany ame gn’andro sabata? ».