tkg_luk_text_reg/12/08.txt

1 line
424 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 8 Hoy ià aminareo, izay rehetra magneky Enah eo agnatrehanolo, gne zanakOlo avakoa da hagneky enazy eo agnatrehanireo anjelinAndriamanitry, \v 9 fa izay mandà Enah eo agnatrehanolo da ho lavy eo agnatrehanireo anjelinAndriamanitry. \v 10 izay rehetra mizaka manohitry gne zanakOlo, da hapetraky aminizà, fa izay rehetra mizaka ratsy manohitry gne fagna masina avakoa, da tsy ho voavela izà.