\v 8 Hoy ià aminareo, izay rehetra magneky Enah eo agnatrehan’olo, gne zanak’Olo avakoa da hagneky enazy eo agnatrehan’ireo anjelin’Andriamanitry, \v 9 fa izay mandà Enah eo agnatrehan’olo da ho lavy eo agnatrehan’ireo anjelin’Andriamanitry. \v 10 izay rehetra mizaka manohitry gne zanak’Olo, da hapetraky amin’izà, fa izay rehetra mizaka ratsy manohitry gne fagna masina avakoa, da tsy ho voavela izà.