tkg_jhn_text_reg/08/39.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 39 Namaly indreo ka nizaka tamin'azy hoe:" Abrahama no rainay." Jesosy nizaka andreohoe:"raha zanak'i Abrahama anareo, da hagnano gne asan'i Abrahama. \v 40 Kanefa, amizao anareo mitady hamona anà, izay lelaha nizaka taminareo gne marina izay reko tamin'Andriamanitry. Abrahama tsy nagnamboatry izany.\v 41 Anareo da magnano gne asan'gne rainareo." Hoy indreo tamin'azy hoe:"tsy teraky tame fijangajanga ihay; raiky avao gne Rainay:da Andriamanitry."