\v 39 Namaly indreo ka nizaka tamin'azy hoe:" Abrahama no rainay." Jesosy nizaka andreohoe:"raha zanak'i Abrahama anareo, da hagnano gne asan'i Abrahama. \v 40 Kanefa, amizao anareo mitady hamona anĂ , izay lelaha nizaka taminareo gne marina izay reko tamin'Andriamanitry. Abrahama tsy nagnamboatry izany.\v 41 Anareo da magnano gne asan'gne rainareo." Hoy indreo tamin'azy hoe:"tsy teraky tame fijangajanga ihay; raiky avao gne Rainay:da Andriamanitry."