tkg_jhn_text_reg/20/24.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 24 Tomasy, raiky tamindreo roa ambiny folo, zakay hoe Didymo, da tsy niaraky tamindreo rehefa avy Jesosy.\v 25 Indreo mpianatriny hafa avy eo nizaka tamin'azy hoe:"hoitanay gne tompo." Hoy izy tamindreo hoe:"raha tsy hitako egny ame tanany gne loakindreo fatsika, ary mametraky gne rambitagnako ao agnatinilay lôkindreo fatsika aho, ary mametraky gne tagnako eo ame lanivoany, da tsy hino aho."