\v 24 Tomasy, raiky tamindreo roa ambiny folo, zakay hoe Didymo, da tsy niaraky tamindreo rehefa avy Jesosy.\v 25 Indreo mpianatriny hafa avy eo nizaka tamin'azy hoe:"hoitanay gne tompo." Hoy izy tamindreo hoe:"raha tsy hitako egny ame tanany gne loakindreo fatsika, ary mametraky gne rambitagnako ao agnatinilay lĂ´kindreo fatsika aho, ary mametraky gne tagnako eo ame lanivoany, da tsy hino aho."