auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:40:08 -05:00 committed by root
parent 188432dbb0
commit ff306e41ca
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 \v 39 \v 40 Pilato nizàka taminy hoe: "Ino gne atao hoe marina?" Rehefa avy nizáka izà izy, da nijoso indraiky ary nizàka tamindreo Jiosy hoe: "Tsy mahita heloky amin'ity lehilahy ity iao. Fa anareo mana fomba izay hanafahako olo raiky ho aminareo amè Paska. Noho izà tianareo ve gne hangalako aminareo gne mpanjakan'gne Jiosy?" Avy eo indreo nizàka mafy indraiky indreo ary nizàka hoe:"Tsy io lehilà io, fa Barabasy." Ary Barabasy da mpangalatry.
\v 38 \v 40 Pilato nizàka taminy hoe: "Ino gne atao hoe \v 39 marina?" Rehefa avy nizáka izà izy, da nijoso indraiky ary nizàka tamindreo Jiosy hoe: "Tsy mahita heloky amin'ity lehilahy ity iao. Fa anareo mana fomba izay hagnafahako olo raiky ho aminareo amè Paska. Noho izà tianareo gne hangalako aminareo gne mpanjakan'gne Jiosy?" Avy eo indreo nizàka mafy indraiky ary nizàka hoe: "Tsy io lehilahy io, fa Barabasy." Ary Barabasy da mpangalatry.