auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:40:08 -05:00 committed by root
parent 06721d2983
commit 188432dbb0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 \v 39 \v 40 Pilato nizàka taminy hoe:"Ino gne atao hoe marina?" Rehefa avy nizáka izà izy, da nivoky indraiky ary nizàka tamindreo Jiosy hoe:"Tsy mshita heloky amin'ity lehilà ity aho. Fa anareo managna fomba izay hanafahako olo raiky ho aminareo amè Paska. Noho izà tianareo ve gne hangalako aminareo gne mpanjakan'gne Jiosy?" Avy eo indreo nizàka mafy indraiky indreo ary nizàka hoe:"Tsy io lehilà io, fa Barabasy." Ary Barabasy da mpangalatry.
\v 38 \v 39 \v 40 Pilato nizàka taminy hoe: "Ino gne atao hoe marina?" Rehefa avy nizáka izà izy, da nijoso indraiky ary nizàka tamindreo Jiosy hoe: "Tsy mahita heloky amin'ity lehilahy ity iao. Fa anareo mana fomba izay hanafahako olo raiky ho aminareo amè Paska. Noho izà tianareo ve gne hangalako aminareo gne mpanjakan'gne Jiosy?" Avy eo indreo nizàka mafy indraiky indreo ary nizàka hoe:"Tsy io lehilà io, fa Barabasy." Ary Barabasy da mpangalatry.