auto save
This commit is contained in:
parent
d97bc6de6b
commit
f174bda33f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Indreo vahoaka namaly Azy hoe:"Renay tamè lalàna fa Kristy da hijanona mandrakazay. Ino gne hafahanao manambara hoe:'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà" Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe:"Gne hazavagna da mbola hiaraka amindreo mandritry gne fotoana fohy. Mandehana diagny mbola managna hazavagna, mba tsy hafahan'gne haizina da tsy mahalala gne lalana alehagny. Raha mbola managna gne hazavana anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavana anareo."Jesosy nanambara ireo zavatra ireo ary avy eo da tsy hita ary nitodika
|
||||
\v 34 \v 35 \v 36 Indreo vahoaka namaly Azy hoe:"Renay tamè lalàna fa Kristy da hijanona mandrakazay. Ino gne hafahanao manambara hoe:'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà" Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe:"Gne hazavagna da mbola hiaraka amindreo mandritry gne fotoana fohy. Mandehana diagny mbola managna hazavagna, mba tsy hafahan'gne haizina da tsy mahalala gne lalana alehagny. Raha mbola managna gne hazavana anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavana anareo."Jesosy nanambara ireo zavatra ireo ary avy eo da tsy hita ary nitodika andreo.
|
Loading…
Reference in New Issue