From f174bda33f7aeb46d0055331980795856dc8d02f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Mon, 10 Feb 2020 04:46:44 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 12/34.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/34.txt b/12/34.txt index 41b139f..3ab9fbe 100644 --- a/12/34.txt +++ b/12/34.txt @@ -1 +1 @@ -Indreo vahoaka namaly Azy hoe:"Renay tamè lalàna fa Kristy da hijanona mandrakazay. Ino gne hafahanao manambara hoe:'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà" Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe:"Gne hazavagna da mbola hiaraka amindreo mandritry gne fotoana fohy. Mandehana diagny mbola managna hazavagna, mba tsy hafahan'gne haizina da tsy mahalala gne lalana alehagny. Raha mbola managna gne hazavana anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavana anareo."Jesosy nanambara ireo zavatra ireo ary avy eo da tsy hita ary nitodika \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 \v 36 Indreo vahoaka namaly Azy hoe:"Renay tamè lalàna fa Kristy da hijanona mandrakazay. Ino gne hafahanao manambara hoe:'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà" Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe:"Gne hazavagna da mbola hiaraka amindreo mandritry gne fotoana fohy. Mandehana diagny mbola managna hazavagna, mba tsy hafahan'gne haizina da tsy mahalala gne lalana alehagny. Raha mbola managna gne hazavana anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavana anareo."Jesosy nanambara ireo zavatra ireo ary avy eo da tsy hita ary nitodika andreo. \ No newline at end of file