auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 13:44:21 -05:00 committed by root
parent ee55c27336
commit c2bf786346
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Anareo gne mahafatatry izay izay ombako." Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo,tsy fantanay izay ombanao,ahoana gne hahafantaranay gne lalagna?" Hoy Jesosy tamigny hoe:"Izaho gne lalagna,fahamarinana,ary fiainagna; tsy misy manatogna gne Ray raha tsy amè alalako. Raha nahafantatry Ahy anareo, da tokotry ho nahafantatry gne Raiko koa. Manomboka izao da fantatrareo Izy ary efa hitanareo."
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Anareo gne mahafatatry izay izay ombako." Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo,tsy fantanay izay ombanao,ahoana gne hahafantaranay gne lalagna?" Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"Izaho gne lalana,fahamarinana,ary fiainagna; tsy misy magnato gne Ray raha tsy amè alalako. Raha nahafantatry Ahy anareo, da tokotry ho nahafantatry gne Raiko koa. Manomboka izao da fantatrareo Izy ary efa hitanareo."