diff --git a/14/04.txt b/14/04.txt index 2eef157..b665b03 100644 --- a/14/04.txt +++ b/14/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Anareo gne mahafatatry izay izay ombako." Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo,tsy fantanay izay ombanao,ahoana gne hahafantaranay gne lalagna?" Hoy Jesosy tamigny hoe:"Izaho gne lalagna,fahamarinana,ary fiainagna; tsy misy manatogna gne Ray raha tsy amè alalako. Raha nahafantatry Ahy anareo, da tokotry ho nahafantatry gne Raiko koa. Manomboka izao da fantatrareo Izy ary efa hitanareo." \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Anareo gne mahafatatry izay izay ombako." Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo,tsy fantanay izay ombanao,ahoana gne hahafantaranay gne lalagna?" Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"Izaho gne lalana,fahamarinana,ary fiainagna; tsy misy magnato gne Ray raha tsy amè alalako. Raha nahafantatry Ahy anareo, da tokotry ho nahafantatry gne Raiko koa. Manomboka izao da fantatrareo Izy ary efa hitanareo." \ No newline at end of file