auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:41:01 -05:00 committed by root
parent acbcf4325a
commit af34f8bfdb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly Nikodemosy ka nizaka taminy hoe:" akoinga gne fomba hahatanterahan'izany raha izany?" Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:"mpiampianatry an'Isiraely me anao, da mbola tsy azonao evao izany raha izany? Zakaiko aminao, marina, da marina tokoa, fa izay tefitrinay no resahanay, ary izahay magnambara gne momba izay hitanay. Kanefa mbola tsy magneky gne fagnamabaranay anreo.
\v 9 Namaly Nikodemosy ka nizaka taminy hoe:" akoinga gne fomba hahatanterahan'izany raha izany?" \v 10 Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:"mpiampianatry an'Isiraely me anao, da mbola tsy azonao evao izany raha izany? \v 11 Zakaiko aminao, marina, da marina tokoa, fa izay tefitrinay no resahanay, ary izahay magnambara gne momba izay hitanay. Kanefa mbola tsy magneky gne fagnamabaranay anreo.