diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index d66c6f6..87a3669 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -Namaly Nikodemosy ka nizaka taminy hoe:" akoinga gne fomba hahatanterahan'izany raha izany?" Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:"mpiampianatry an'Isiraely me anao, da mbola tsy azonao evao izany raha izany? Zakaiko aminao, marina, da marina tokoa, fa izay tefitrinay no resahanay, ary izahay magnambara gne momba izay hitanay. Kanefa mbola tsy magneky gne fagnamabaranay anreo. \ No newline at end of file +\v 9 Namaly Nikodemosy ka nizaka taminy hoe:" akoinga gne fomba hahatanterahan'izany raha izany?" \v 10 Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:"mpiampianatry an'Isiraely me anao, da mbola tsy azonao evao izany raha izany? \v 11 Zakaiko aminao, marina, da marina tokoa, fa izay tefitrinay no resahanay, ary izahay magnambara gne momba izay hitanay. Kanefa mbola tsy magneky gne fagnamabaranay anreo. \ No newline at end of file