auto save
This commit is contained in:
parent
526e460fb2
commit
8e764d9b12
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Valo andro taty hafara da tao indraiky indreo mpianatriny, ary niaraky tamindreo Tomasy. Nagnato an'i Jesosy raha nihidy gne varangara, ary nipatsaky niaraky teo amindreo, ary nizaka hoe:"fiadagna ho anareo." Avy eo nizaka an'i Tomasy izy hoe:"magnatogna
|
||||
\v 26 \v 27 Valo andro taty hafara da tao indraiky indreo mpianatriny, ary niaraky tamindreo Tomasy. Nagnato an'i Jesosy raha nihidy gne varangara, ary nipatsaky niaraky teo amindreo, ary nizaka hoe:"fiadagna ho anareo." Avy eo nizaka an'i Tomasy izy hoe:"magnatogna ety miaraka ame tagnanao ary apetraho eto ame lanivoako izany. Aza kidy finoana, fa minoa."
|
Loading…
Reference in New Issue