tkg_jhn_text_reg/20/26.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 26 \v 27 Valo andro taty hafara da tao indraiky indreo mpianatriny, ary niaraky tamindreo Tomasy. Nagnato an'i Jesosy raha nihidy gne varangara, ary nipatsaky niaraky teo amindreo, ary nizaka hoe:"fiadagna ho anareo." Avy eo nizaka an'i Tomasy izy hoe:"magnatogna ety miaraka ame tagnanao ary apetraho eto ame lanivoako izany. Aza kidy finoana, fa minoa."