auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 03:37:29 -05:00 committed by root
parent 3efe0ab302
commit 8dceb2ca5a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nagnato an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera taminy hoe: "Tompo, hanasa gne tomboko avao Anao?" Jesosy namaly ary nizàka taminy hoe: "Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne hevigny, fa ho azonao ihagny izà agny afara." Hoy Petera tamigny hoe:"Tsy hanasagne tongotro mitsy Anao."Jesosy namaly azy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrao Aho, da tsy managna anjara ato amiko anao." Hoy Simona Petera tamigny hoe:" Tomp, aza gne tongotro ihagny gne sasana,fa gne tanako sy gne lohako ihagny koa."
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nagnato an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera taminy hoe: "Tompo, hanasa gne tomboko avao Anao?" Jesosy namaly ary nizàka taminy hoe: "Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne heviny, fa ho azonao avao izà afara agny." Hoy Petera taminy hoe: "Tsy hanasha gne tomboko mihintsy Anao." Jesosy namaly anazy hoe: "Raha tsy manasha gne tombonao Iao, da tsy managna anjara ato amiko anao." Hoy Simona Petera tamigny hoe:" Tomp, aza gne tongotro ihagny gne sasana,fa gne tanako sy gne lohako ihagny koa."