auto save
This commit is contained in:
parent
be2daf3eed
commit
3efe0ab302
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nanatogna an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera tamigny hoe:"Tompo,hanasa gne tongotro ve Anao?" Jesosy namaly ary nizàka tamigny hoe:"Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne hevigny, fa ho azonao ihagny izà agny afara." Hoy Petera tamigny hoe:"Tsy hanasagne tongotro mitsy Anao."Jesosy namaly azy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrao Aho, da tsy managna anjara ato amiko anao." Hoy Simona Petera tamigny hoe:" Tomp, aza gne tongotro ihagny gne sasana,fa gne tanako sy gne lohako ihagny koa."
|
||||
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nagnato an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera taminy hoe: "Tompo, hanasa gne tomboko avao Anao?" Jesosy namaly ary nizàka taminy hoe: "Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne hevigny, fa ho azonao ihagny izà agny afara." Hoy Petera tamigny hoe:"Tsy hanasagne tongotro mitsy Anao."Jesosy namaly azy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrao Aho, da tsy managna anjara ato amiko anao." Hoy Simona Petera tamigny hoe:" Tomp, aza gne tongotro ihagny gne sasana,fa gne tanako sy gne lohako ihagny koa."
|
Loading…
Reference in New Issue