auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 06:56:11 -05:00 committed by root
parent 151b0c869e
commit 7530ca16f9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsarovy gne zàka nozàkaiko taminareo hoe:'Gne mpanompio da tsy zàkabe noho gne tompogny.' Raha nagnia Ahy indreo,da hianinareo koa; ary raha nitandrigna gne zàkako indreo, da hitandrigny anareo koa. Hamboatry ireo zavatry rehetra ireo aminareo indreo nohon'gne Anarako, satria tsy fantatrindreo Izy izay nagniraky Ahy. Raha ho nanota i
\v 20 \v 21 \v 22 Tsarovy gne zàka nozàkaiko taminareo hoe:'Gne mpanompio da tsy zàkabe noho gne tompogny.' Raha nagnia Ahy indreo,da hianinareo koa; ary raha nitandrigna gne zàkako indreo, da hitandrigny anareo koa. Hamboatry ireo zavatry rehetra ireo aminareo indreo nohon'gne Anarako, satria tsy fantatrindreo Izy izay nagniraky Ahy. Raha tsy tonga sy nizàka tamindreo Aho,da tsy nanota indreo, fa ankehitriny tsy afa-miala amè fahotany idreo.