From 7530ca16f932ebab9e03993329b75938a32d4ce3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Wed, 12 Feb 2020 06:56:11 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 15/20.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/20.txt b/15/20.txt index dd31c4d..ae5e42e 100644 --- a/15/20.txt +++ b/15/20.txt @@ -1 +1 @@ -Tsarovy gne zàka nozàkaiko taminareo hoe:'Gne mpanompio da tsy zàkabe noho gne tompogny.' Raha nagnia Ahy indreo,da hianinareo koa; ary raha nitandrigna gne zàkako indreo, da hitandrigny anareo koa. Hamboatry ireo zavatry rehetra ireo aminareo indreo nohon'gne Anarako, satria tsy fantatrindreo Izy izay nagniraky Ahy. Raha ho nanota i \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 \v 22 Tsarovy gne zàka nozàkaiko taminareo hoe:'Gne mpanompio da tsy zàkabe noho gne tompogny.' Raha nagnia Ahy indreo,da hianinareo koa; ary raha nitandrigna gne zàkako indreo, da hitandrigny anareo koa. Hamboatry ireo zavatry rehetra ireo aminareo indreo nohon'gne Anarako, satria tsy fantatrindreo Izy izay nagniraky Ahy. Raha tsy tonga sy nizàka tamindreo Aho,da tsy nanota indreo, fa ankehitriny tsy afa-miala amè fahotany idreo. \ No newline at end of file