auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 01:37:38 -05:00 committed by root
parent 32e77b8aa5
commit 546a540b40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Amisia mangorohoro gne fagnahiko ary ino gne tokotry ho zakaiko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Iao'? Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoa izao. Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teo nisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: "Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." Ary gne vahoaky nitsanga tam'gneo sy naharè izà da niZ fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizàka hoe:" Nisy anjely niresaky taminy."
\v 27 Amisia mangorohoro gne fagnahiko ary ino gne tokotry ho zakaiko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Iao'? Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoa izao. \v 28 Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teo nisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: "Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." \v 29 Ary indreo vahoaky nitsanga tam'gneo sy naharè izà da nizàka fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizàka hoe: "Nisy anjely niresaky taminy."