From 546a540b40da9061c5acc552fa997ee8f36a84c3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Wed, 12 Feb 2020 01:37:38 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 12/27.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/27.txt b/12/27.txt index e7848a4..777e372 100644 --- a/12/27.txt +++ b/12/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 Amisia mangorohoro gne fagnahiko ary ino gne tokotry ho zakaiko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Iao'? Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoa izao. Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teo nisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: "Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." Ary gne vahoaky nitsanga tam'gneo sy naharè izà da niZ fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizàka hoe:" Nisy anjely niresaky taminy." \ No newline at end of file +\v 27 Amisia mangorohoro gne fagnahiko ary ino gne tokotry ho zakaiko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Iao'? Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoa izao. \v 28 Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teo nisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: "Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." \v 29 Ary indreo vahoaky nitsanga tam'gneo sy naharè izà da nizàka fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizàka hoe: "Nisy anjely niresaky taminy." \ No newline at end of file