auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 04:06:15 -05:00 committed by root
parent 0d8323a6dc
commit 29ea1e942f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 \v 33 Rehefa lasa Jodasy, da hoy Jesosy hoe:" Amisia da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitry da omem-boninahitry ao aminy. Andriamanitry da hanome voninahitry Anazy ao amè tegnany, ary Izy hanome voninahitry Azy avy hatrany. Ry ankizy madiniky, fotona fohy sisa gne hiharako aminareo. Hitady Ahy anareo, ary araka izay nambarako tamindreo Jiosy hoe:'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo koa izà ankehitrigny.
\v 31 Rehefa lasa Jodasy, da hoy Jesosy hoe:" Amisia da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitry da omem-boninahitry ao aminy. \v 32 Andriamanitry da hanome voninahitry Anazy ao amè tegnany, ary Izy hanome voninahitry Anazy avy hatrany. \v 33 Ry ankizy madiniky, fotoa fohy sisa gne hindraisako aminareo. Hitadia Anah anareo, ary araky gne nambarako tamindreo Jiosy hoe: 'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo koa izà amisia.