diff --git a/13/31.txt b/13/31.txt index 6b3461f..582c0bf 100644 --- a/13/31.txt +++ b/13/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 \v 33 Rehefa lasa Jodasy, da hoy Jesosy hoe:" Amisia da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitry da omem-boninahitry ao aminy. Andriamanitry da hanome voninahitry Anazy ao amè tegnany, ary Izy hanome voninahitry Azy avy hatrany. Ry ankizy madiniky, fotona fohy sisa gne hiharako aminareo. Hitady Ahy anareo, ary araka izay nambarako tamindreo Jiosy hoe:'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo koa izà ankehitrigny. \ No newline at end of file +\v 31 Rehefa lasa Jodasy, da hoy Jesosy hoe:" Amisia da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitry da omem-boninahitry ao aminy. \v 32 Andriamanitry da hanome voninahitry Anazy ao amè tegnany, ary Izy hanome voninahitry Anazy avy hatrany. \v 33 Ry ankizy madiniky, fotoa fohy sisa gne hindraisako aminareo. Hitadia Anah anareo, ary araky gne nambarako tamindreo Jiosy hoe: 'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo koa izà amisia. \ No newline at end of file