2020-01-31 07:27:49 +00:00
|
|
|
\v 14 Rehefa nisasaky gne firavoravoany, da niakatry tagny ame fengonany Jesosy ary nanomboky nampianatry. \v 15 Avy eo da gaga indreo Jiosy, magnano hoe:"akoinga no hahaizan'io lelaha io izany rehetra izany? Izy tsy mba nadalo fianara mihitsy."\v 16 Jesosy namaly azy ireo ary nagnano hoe:"tsy aná gne fampianarako, fa avy amin'izy izay nagniraky anà.
|