auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 02:27:49 -05:00 committed by root
parent 46a6423a4a
commit 73df31c089
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa nisasaky gne firavoravoany, da niakatry tagny ame fengonany Jesosy ary nanomboky nampianatry. Avy eo da gaga indreo Jiosy, magnano hoe:"akoinga no hahaizan'io lelaha io izany rehetra izany? Izy tsy mba nadalo fianara mihitsy." Jesosy namaly azy ireo ary nagnano hoe:"tsy aná gne fampianarako, fa avy amin'izy izay nagniraky anà.
\v 14 Rehefa nisasaky gne firavoravoany, da niakatry tagny ame fengonany Jesosy ary nanomboky nampianatry. \v 15 Avy eo da gaga indreo Jiosy, magnano hoe:"akoinga no hahaizan'io lelaha io izany rehetra izany? Izy tsy mba nadalo fianara mihitsy."\v 16 Jesosy namaly azy ireo ary nagnano hoe:"tsy aná gne fampianarako, fa avy amin'izy izay nagniraky anà.