tkg_jhn_text_reg/02/15.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-28 10:41:01 +00:00
\v 15 Noho izany da nagnamboatry karavasy izy ka nandroaka azy rehetra hivoaka gne fengona, na gne ondry na aomby. Nandraraka gne volan-dreo mpanakalo vola ary nandavo gne latabatr'indreo. \v 16 Da hoy izy tamindreo mpivarotry voromamanga hoe :"ento miala lavitra an'ity toera ity ireo raha ireo. Azanogno gne fagnamboara gne tragnon-dRaiko ho toeram-pivarota."