2020-01-28 10:40:57 +00:00
|
|
|
\v 16 \v 15 Noho izany da nagnamboatry karavasy izy ka nandroaka azy rehetra hivoaka gne fengona, na gne ondry na aomby. Nandraraka gne volan-dreo mpanakalo vola ary nandavo gne latabatr'indreo. Da hoy izy tamindreo mpivarotry voromamanga hoe :"ento miala lavitra an'ity toera ity ireo raha ireo. Azanogno gne fagnamboara gne tragnon-dRaiko ho toeram-pivarota."
|