2020-02-12 06:37:38 +00:00
|
|
|
\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nagnano sakafo ho Anazy indreo, ary Marta gne nandroso andreo, fa Lazarosy kosa da anisan'ireo niara-nidoboky tamin'i Jesosy teo amè latabatry. Avy eo Maria nangala menaky manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotry gne tombony tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano.
|