tkg_jhn_text_reg/20/01.txt

1 line
395 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-26 04:32:29 +00:00
\v 1 Ary vao marainan'ny andro voalohan'gne erinandro, raha mbola maizina iny, da nandea ame kobory Maria Magdalenina ary nahita ilay vato efa nikisaky lavitry ilay kobory izy.\v 2 Noho izany da nihazakazaky izy ary nagnato an'i Simona Petera sy ilay mpianatry hafa izay tian'i Jesosy, ary hoy izy tamindreo hoe:"nalaindreo tao ame kobory gne tompo, ary tsy fatatray izay nametrandreo an'azy."