tkg_jhn_text_reg/20/01.txt

1 line
395 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-26 04:32:29 +00:00
\v 1 \v 2 Ary vao marainan'ny andro voalohan'gne erinandro, raha mbola maizina iny, da nandea ame kobory Maria Magdalenina ary nahita ilay vato efa nikisaky lavitry ilay kobory izy. Noho izany da nihazakazaky izy ary nagnato an'i Simona Petera sy ilay mpianatry hafa izay tian'i Jesosy, ary hoy izy tamindreo hoe:"nalaindreo tao ame kobory gne tompo, ary tsy fatatray izay nametrandreo an'azy."