2020-01-28 10:41:01 +00:00
|
|
|
\v 43 Gne omaray, raha ta-hiala ho agny Galilia Jesosy, da nahita an'i Filipo izy ary nizaka taminy hoe:"magnara ahy." \v 44 Filipo da avy agny Betsahida, tananan'i Andrea sy Petera.\v 45 Nahita an'i Natanaela i Filipo ka nizaka taminy hoe:"izy izay nosoratan'i Mosesy tao ame lalàna, sy ireo mpaminanany, hitanay izy, da Jesosy zanak'i Josefa, avy agny Nazareta."
|