auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:41:01 -05:00 committed by root
parent 0dd8f76c04
commit 9d023afd9a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne omaray, raha ta-hiala ho agny Galilia Jesosy, da nahita an'i Filipo izy ary nizaka taminy hoe:"magnara ahy." Filipo da avy agny Betsahida, tananan'i Andrea sy Petera. Nahita an'i Natanaela i Filipo ka nizaka taminy hoe:"izy izay nosoratan'i Mosesy tao ame lalàna, sy ireo mpaminanany, hitanay izy, da Jesosy zanak'i Josefa, avy agny Nazareta."
\v 43 Gne omaray, raha ta-hiala ho agny Galilia Jesosy, da nahita an'i Filipo izy ary nizaka taminy hoe:"magnara ahy." \v 44 Filipo da avy agny Betsahida, tananan'i Andrea sy Petera.\v 45 Nahita an'i Natanaela i Filipo ka nizaka taminy hoe:"izy izay nosoratan'i Mosesy tao ame lalàna, sy ireo mpaminanany, hitanay izy, da Jesosy zanak'i Josefa, avy agny Nazareta."