2020-02-12 06:37:38 +00:00
|
|
|
\v 4 Ary Jodasy Iskariota, raiky tamindreo mpianany, izay hamadiky Anazy, nagnano hoe: \v 5 "Nagnino io menaky io gne tsy namidy 300 dinaria da nomè gne mahantra?" \v 6 Ary izy magnambara izà, tsy nohon'gne fitezagny gne mahantra, fa satria mpangalatry izy: teo aminy gne kitapom-bola ary ho nangalariny izay nahishy tamignao.
|