tkg_jhn_text_reg/12/04.txt

1 line
321 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-12 07:27:29 +00:00
\v 4 \v 5 \v 6 Ary Jodasy Iskariota, raiky tamindreo mpianany, izay hamadiky Anazy, nagnano hoe: "Nagnino io menaky io gne tsy namidy 300 dinaria da nomè gne mahantra?" Ary izy magnambara izà, tsy nohon'gne fitezana gne mahantra, fa satria mpangalatra izy:teo amigny gne kitapom-bola ary ho nangalarigny izay nataotao.