auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-29 12:18:38 -05:00 committed by root
parent 3c1c16fa28
commit eae80c3a11
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany rahala masina, nizara gne fangian'e lagnitry anareo. Eritretreto gne mikasiky an'i Jesosy, gne apostoly sy mpisorombe izay eketsika. Izy da natoky an'Andriamanitry, izay nanondro anazy, mitovy am'i Mosesy izay natoky tame tragnon'Andriamanitry avakoa. Fa Jesosy da efa noraisy mendriky gne voninahitriny zakabe avy tam'i Mosesy satria izay mambotry gne tragno gne mana-kaza zakabe kokoa noho gne tragno. Fa gne tragno aby da nisy olo nambotry anazy, fa gne raiky izay namboary gne raha aby da Andriamanitry.
\v 1 Noho izany rahala masina, nizara gne fangian'e lagnitry anareo. Eritretreto gne mikasiky an'i Jesosy, gne apostoly sy mpisorombe izay eketsika. \v 2 Izy da natoky an'Andriamanitry, izay nanondro anazy, mitovy am'i Mosesy izay natoky tame tragnon'Andriamanitry avakoa. \v 3 Fa Jesosy da efa noraisy mendriky gne voninahitriny zakabe avy tam'i Mosesy satria izay mambotry gne tragno gne mana-kaza zakabe kokoa noho gne tragno. \v 4 Fa gne tragno aby da nisy olo nambotry anazy, fa gne raiky izay namboary gne raha aby da Andriamanitry.