diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index ff115a2..f0e3c47 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany rahala masina, nizara gne fangian'e lagnitry anareo. Eritretreto gne mikasiky an'i Jesosy, gne apostoly sy mpisorombe izay eketsika. Izy da natoky an'Andriamanitry, izay nanondro anazy, mitovy am'i Mosesy izay natoky tame tragnon'Andriamanitry avakoa. Fa Jesosy da efa noraisy mendriky gne voninahitriny zakabe avy tam'i Mosesy satria izay mambotry gne tragno gne mana-kaza zakabe kokoa noho gne tragno. Fa gne tragno aby da nisy olo nambotry anazy, fa gne raiky izay namboary gne raha aby da Andriamanitry. \ No newline at end of file +\v 1 Noho izany rahala masina, nizara gne fangian'e lagnitry anareo. Eritretreto gne mikasiky an'i Jesosy, gne apostoly sy mpisorombe izay eketsika. \v 2 Izy da natoky an'Andriamanitry, izay nanondro anazy, mitovy am'i Mosesy izay natoky tame tragnon'Andriamanitry avakoa. \v 3 Fa Jesosy da efa noraisy mendriky gne voninahitriny zakabe avy tam'i Mosesy satria izay mambotry gne tragno gne mana-kaza zakabe kokoa noho gne tragno. \v 4 Fa gne tragno aby da nisy olo nambotry anazy, fa gne raiky izay namboary gne raha aby da Andriamanitry. \ No newline at end of file