auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-01 02:41:55 -05:00 committed by root
parent 321fce793d
commit d78c00e236
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, ry malala, satria magnantegna izany rahà zany enareo, magnamboara gne tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy loto sy hanan-tsigny eo agnatrehany, am-pidana. Ary evakoa, eritrereto gne faharetan'ny Tompontsika amy gne famonjea, akoy gne nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo, araky gne fahendre izay nome enazy. Paoly da mizaka enizany rahà zany ao amè taratasiny agnaby, izay misy rahà sarotry takary. Olo tsy misy fahalala ary tsy
Noho izany, ry malala, satria magnantegna izany rahà zany enareo, magnamboara gne tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy loto sy hanan-tsigny eo agnatrehany, am-pidana. Ary evakoa, eritrereto gne faharetan'ny Tompontsika amy gne famonjea, akoy gne nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo, araky gne fahendre izay nome enazy. Paoly da mizaka enizany rahà zany ao amè taratasiny agnaby, izay misy rahà sarotry takary. Olo tsy misy fahalala ary tsy mitsanga gne magnova io rahà io, akoy gne hagnamboarany gne soratra masina hafa