From d78c00e23665ed08d2646d0f2104a2b293a36cb5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD135 <> Date: Sat, 1 Feb 2020 02:41:55 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index d858064..67987c4 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, ry malala, satria magnantegna izany rahà zany enareo, magnamboara gne tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy loto sy hanan-tsigny eo agnatrehany, am-pidana. Ary evakoa, eritrereto gne faharetan'ny Tompontsika amy gne famonjea, akoy gne nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo, araky gne fahendre izay nome enazy. Paoly da mizaka enizany rahà zany ao amè taratasiny agnaby, izay misy rahà sarotry takary. Olo tsy misy fahalala ary tsy \ No newline at end of file +Noho izany, ry malala, satria magnantegna izany rahà zany enareo, magnamboara gne tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy loto sy hanan-tsigny eo agnatrehany, am-pidana. Ary evakoa, eritrereto gne faharetan'ny Tompontsika amy gne famonjea, akoy gne nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo, araky gne fahendre izay nome enazy. Paoly da mizaka enizany rahà zany ao amè taratasiny agnaby, izay misy rahà sarotry takary. Olo tsy misy fahalala ary tsy mitsanga gne magnova io rahà io, akoy gne hagnamboarany gne soratra masina hafa \ No newline at end of file